Lyrics

Denise - Mitoera

0
original text at mamqa.com/ulyricsnew/denise-mitoera-1812895
Mitonia fa
Alea mba ijanona ny lera
Magnataogna marivo izao rahavako oh
Mitonia fa
Aminay ty 'tsisy la guerre ah
Zaray hi aminah izay marary mba ho tsapako oh

Adinoy rotorotonaonao jiaby
Atoroko anao paradisa tsisy ady
Eto zaho
Ampitony anao, manatogna anahy
Mitoera antratrako oh
Mitoera antratrako oh

Amiako anao!
Fandriampahalemana jiaby jiaby, am-bonin'ny tany adinoy ny ady
Akipio maso fa anao tsy mba hianjera
Anao mitoera
Anao mitoera

Mmh mmh
Adinoy agna
Regny sentosenao sy tomanny
Niany karaha atsika ro faolo anan-tany
Avy eo zaho itsabo anao
Safosafonao fidinao
Tambitamby sy teny maminy, lavitry
Adinoy reo asalaoha
Indôsiko ho anao
Tiako anao rahavakao oh
Aza manahy
Mitoeraaaaa, antratrako oh
Anao

Amiako anao!
Fandriampahalemana jiaby jiaby, am-bonin'ny tany adinoy ny ady
Akipio maso fa anao tsy mba hianjera
Anao mitoera
Anao mitoera
Mmh, Mitoeraaaa antratrako oh
Anao...
 Edit 
Copy

YouTube

 Edit 

More Denise

Denise - Mitoera | Lyrics
Mitonia fa Alea mba ijanona ny lera Magnataogna marivo izao rahavako oh Mitonia fa Aminay ty 'tsisy la guerre ah Zaray hi aminah izay marary mba ho tsapako oh

Denise - Ciclo Viciado | Lyrics
Sempre que eu sei que tu vens Eu já só penso nesse Momento... (Momento) Porque sempre que eu sei que ficamos Eu já só quero abrandar...

Denise - Tom De Voz | Lyrics
{Verso 1} Tu querias que eu fosse e voltasse E a nossa vida rolasse neste impasse Já nem sei se quero ficar assim Se te dei tudo sem, pensar em mim... Mas agora

Denise - Promete-me | Lyrics
Fala-me um pouco de ti Eu sento-me aqui p'ra te ouvir Tens tanta coisa p'ra dizer É só deixar fluir (X2) Falas e confessas Que estiveste quase a

Photo Denise

 Edit 
Denise

Denise - Biography

 Edit